-
Daniela 11:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “Ary hiray dina izy roa tonta rehefa afaka taona maromaro. Dia ho any amin’ny mpanjakan’ny avaratra ny zanakavavin’ny mpanjakan’ny atsimo mba hanao fifanarahana ara-drariny aminy. Hihena anefa ny herin-tsandrin’ilay zazavavy, ary tsy hanana fahefana intsony ilay mpanjaka. Dia homena olon-kafa ilay zazavavy sy izay nitondra azy tany, sy ilay niteraka azy, ary ilay mahatonga azy hahery amin’izany fotoana izany.
-