-
Daniela 11:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 “Ary ho tezitra ny mpanjakan’ny atsimo ka hivoaka hiady amin’ny mpanjakan’ny avaratra. Hanangona vahoaka be izy, saingy hatolotra eo am-pelatanan’ilay anankiray izany vahoaka izany.
-