-
Daniela 11:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 “Dia hiverina ny mpanjakan’ny avaratra ka hanangona vahoaka betsaka noho ilay teo aloha. Ary amin’ny fotoana farany, izany hoe rehefa afaka taona maromaro, dia ho avy tokoa izy ka hitondra tafika lehibe ampy fitaovana tsara.
-