Daniela 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Dia ho avy ny mpanjakan’ny avaratra, ka hanangana dongon-tany* fanaovana fahirano sy hamabo tanàna voaro mafy. Ary samy tsy hahatohitra na ny sandrin’ny* atsimo na ny miaramilany voafantina. Tsy hanana hery hanoherana koa izy ireo. Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:15 dp 224 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:15 Faminanian’i Daniela, p. 224
15 “Dia ho avy ny mpanjakan’ny avaratra, ka hanangana dongon-tany* fanaovana fahirano sy hamabo tanàna voaro mafy. Ary samy tsy hahatohitra na ny sandrin’ny* atsimo na ny miaramilany voafantina. Tsy hanana hery hanoherana koa izy ireo.