-
Daniela 11:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ho tapa-kevitra ny ho avy izy, ka hiaraka amin’ny tafika manontolo ao amin’ny fanjakany. Dia hanao fifanarahana ara-drariny amin’ny mpanjakan’ny atsimo izy, ary hahomby. Ary havela hahatonga loza amin’ilay zanakavavin’ny olombelona izy. Dia tsy hahavita hijoro ilay zazavavy, sady tsy ho fananany intsony.
-