-
Daniela 11:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Hanafika any amoron-tsiraka izy ka haka babo be dia be. Ary hatsahatry ny mpitari-tafika iray ny latsa hataon’io mpanjaka io aminy, ka tsy handatsa intsony io. Dia hataon’ilay mpitari-tafika hifotitra aminy ihany izany.
-