Daniela 11:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Ary hitsangana handimby azy ny lehilahy iray halan’ny* olona, saingy tsy homen’izy ireo azy ny voninahitry ny fanjakana. Amin’ilay fotoana mampilamina ny tany iny izy no* ho tonga, dia hilaza teny mamitaka* mba hahazoana ny fanjakana. Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:21 dp 233-234, 236, 250-251; w98 15/12 7; kl 36 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:21 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Daniela, p. 233-236, 250-251 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1998, p. 71/10/1987, p. 12 Fahalalana, p. 36
21 “Ary hitsangana handimby azy ny lehilahy iray halan’ny* olona, saingy tsy homen’izy ireo azy ny voninahitry ny fanjakana. Amin’ilay fotoana mampilamina ny tany iny izy no* ho tonga, dia hilaza teny mamitaka* mba hahazoana ny fanjakana.
11:21 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Daniela, p. 233-236, 250-251 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1998, p. 71/10/1987, p. 12 Fahalalana, p. 36