-
Daniela 11:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 “Ary hody any amin’ny taniny izy, sady hitondra harena be dia be. Dia hanohitra ny fifanekena masina izy ao am-pony ao. Hahomby izy ka hody any amin’ny taniny.
-