Daniela 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “Ary hofitahiny* ny olona manao ratsy sy tsy miraharaha an’ilay fifanekena, ka ho voataonany hikomy. Handresy anefa ny olona mahalala an’Andriamanitra ka hahomby. Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:32 dp 272-273; w93 1/11 16-17 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:32 Faminanian’i Daniela, p. 272-273 Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/1993, p. 16-17
32 “Ary hofitahiny* ny olona manao ratsy sy tsy miraharaha an’ilay fifanekena, ka ho voataonany hikomy. Handresy anefa ny olona mahalala an’Andriamanitra ka hahomby.