-
Daniela 11:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 “Hanao izay tiany ilay mpanjaka, ka hanambony tena sy hanandra-tena ho ambonin’ny andriamanitra rehetra. Ary hiteny zavatra tsy mampino mihitsy izy mba hanoherana an’ilay Andriamanitry ny andriamanitra.+ Hahomby izy mandra-pahatanteraky ny fanamelohana, satria tsy maintsy ho tanteraka ny hevitra efa tapaka.
-