Daniela 11:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hotafihiny ny tanàna faran’izay voaro mafy, ka hahomby izy satria natoky* andriamani-kafa. Homeny voninahitra be izay manohana azy,* ka hataony mpitondra eo amin’ny olona maro. Dia hozarainy amin’izay mandoa ny vidiny ilay tany. Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:39 dp 276; w93 1/11 19 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:39 Faminanian’i Daniela, p. 276 Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/1993, p. 19
39 Hotafihiny ny tanàna faran’izay voaro mafy, ka hahomby izy satria natoky* andriamani-kafa. Homeny voninahitra be izay manohana azy,* ka hataony mpitondra eo amin’ny olona maro. Dia hozarainy amin’izay mandoa ny vidiny ilay tany.