-
Daniela 11:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 “Amin’ny fotoanan’ny farany, dia ho avy ny mpanjakan’ny atsimo ka hifanosika* aminy. Ny mpanjakan’ny avaratra kosa ho avy hamely azy toy ny tafio-drivotra, ka hitondra kalesy sy mpitaingin-tsoavaly ary sambo be dia be. Dia hitsofoka any amin’ny tany maro izy ka handravarava hoatran’ny tondra-drano.
-