Daniela 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nanontanian’ny anankiray ilay lehilahy nanao akanjo rongony,+ teo ambonin’ilay renirano, hoe: “Mbola hisy hafiriana vao ho tanteraka ireo zava-mahagaga ireo?” Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:6 dp 294 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:6 Faminanian’i Daniela, p. 294
6 Dia nanontanian’ny anankiray ilay lehilahy nanao akanjo rongony,+ teo ambonin’ilay renirano, hoe: “Mbola hisy hafiriana vao ho tanteraka ireo zava-mahagaga ireo?”