2 Dia nanomboka nampita ny teniny tamin’ny vahoaka, tamin’ny alalan’i Hosea, i Jehovah. Ary hoy i Jehovah tamin’i Hosea: “Mandehana maka vady. Ary hijangajanga ilay vadinao, dia hahazo zanaka avy amin’ny fijangajangany ianao. Nijangajanga mantsy ity tany ity ka niala tanteraka tamin’i Jehovah.”+