Hosea 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary bevohoka indray i Gomera ka niteraka vavikely. Dia hoy Andriamanitra tamin’i Hosea: “Ataovy hoe Lo-rohama* ny anarany, satria tsy hamindra fo+ amin’ny taranak’Israely intsony aho, fa tena horoahiko izy ireo.+ Hosea Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:6 w05 15/11 18 Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:6 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2005, p. 18
6 Ary bevohoka indray i Gomera ka niteraka vavikely. Dia hoy Andriamanitra tamin’i Hosea: “Ataovy hoe Lo-rohama* ny anarany, satria tsy hamindra fo+ amin’ny taranak’Israely intsony aho, fa tena horoahiko izy ireo.+