Hosea 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa lasa maditra hoatran’ny ombivavy maditra ny Israely.+ Koa i Jehovah ve dia mbola hiandry azy eny amin’ny tany be vilona,* toy ny ataon’ny mpiandry zanak’ondry? Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:16 Fandalinana, Boky 2,
16 Fa lasa maditra hoatran’ny ombivavy maditra ny Israely.+ Koa i Jehovah ve dia mbola hiandry azy eny amin’ny tany be vilona,* toy ny ataon’ny mpiandry zanak’ondry?