Hosea 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Isaky ny te hanasitrana ny Israely aho,Dia vao mainka hitako ny fahadisoan’i Efraima,+Sy ny ratsy ataon’i Samaria.+ Fa zatra mamitaka izy ireo.+Mamaky trano ny mpangalatra, ary manafika eny ivelany ny mpandroba.+
7 “Isaky ny te hanasitrana ny Israely aho,Dia vao mainka hitako ny fahadisoan’i Efraima,+Sy ny ratsy ataon’i Samaria.+ Fa zatra mamitaka izy ireo.+Mamaky trano ny mpangalatra, ary manafika eny ivelany ny mpandroba.+