Hosea 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mahamay be hoatran’ny ao anaty lafaoro ny ao am-pony, satria zava-dratsy ihany no tiany hatao.* Matory mandritra ny alina ny mpanao mofo,Ary amin’ny maraina dia mirehitra be ny afon’ilay lafaoro. Hosea Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:6 w89 1/6 14 Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:6 Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/1989, p. 14
6 Mahamay be hoatran’ny ao anaty lafaoro ny ao am-pony, satria zava-dratsy ihany no tiany hatao.* Matory mandritra ny alina ny mpanao mofo,Ary amin’ny maraina dia mirehitra be ny afon’ilay lafaoro.