Hosea 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hovelariko eo amin’izy ireo ny haratoko, na aiza na aiza alehany. Hampidiniko avy any ambony toy ny voro-manidina izy ireo. Hofaiziko koa izy araka ny efa nampitandremana azy.*+ Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:12 Fandalinana, Boky 2,
12 Hovelariko eo amin’izy ireo ny haratoko, na aiza na aiza alehany. Hampidiniko avy any ambony toy ny voro-manidina izy ireo. Hofaiziko koa izy araka ny efa nampitandremana azy.*+