Hosea 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mba nangataka fanampiana tamiko izy ireo, nefa tsy avy amin’ny fony akory izany,+Na dia nitaraindraina teo am-pandrianany aza izy. Nodidididiany ny tenany mba hahazoany varimbazaha sy divay vaovao.Lasa manohitra ahy izy ireo. Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:14 Fandalinana, Boky 1,
14 Mba nangataka fanampiana tamiko izy ireo, nefa tsy avy amin’ny fony akory izany,+Na dia nitaraindraina teo am-pandrianany aza izy. Nodidididiany ny tenany mba hahazoany varimbazaha sy divay vaovao.Lasa manohitra ahy izy ireo.