Hosea 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hatahotra noho izay hanjo an’ilay zanak’omby nataony sampy tao Beti-avena ny mponin’i Samaria.+ Halahelo an’ilay sampy izy ireoSy ny mpisoron’ny andriamani-kafa, izay nirehareha erỳ tamin’ilay zanak’omby sy tamin’ny voninahitr’izy io.Hatao sesitany lavitra azy ireo mantsy ilay zanak’omby. Hosea Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:5 w07 15/9 17; w98 1/9 22-23; w89 1/6 14 Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:5 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/2007, p. 171/9/1998, p. 22-231/6/1989, p. 14
5 Hatahotra noho izay hanjo an’ilay zanak’omby nataony sampy tao Beti-avena ny mponin’i Samaria.+ Halahelo an’ilay sampy izy ireoSy ny mpisoron’ny andriamani-kafa, izay nirehareha erỳ tamin’ilay zanak’omby sy tamin’ny voninahitr’izy io.Hatao sesitany lavitra azy ireo mantsy ilay zanak’omby.