Amosa 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ‘Izaho anefa no nandringana ny Amorita teo imasony.+Lava ranjanana hoatran’ny hazo sedera ny Amorita, sady matanjaka hoatran’ny hazo oaka.Dia nopotipotehiko ny voany teny ambony sy ny fakany tao ambany.+ Amosa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:9 Fandalinana, Boky 1,
9 ‘Izaho anefa no nandringana ny Amorita teo imasony.+Lava ranjanana hoatran’ny hazo sedera ny Amorita, sady matanjaka hoatran’ny hazo oaka.Dia nopotipotehiko ny voany teny ambony sy ny fakany tao ambany.+