Amosa 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hoy aho: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, mba aoka re izay e!+ Mbola ho tafavoaka velona* ve i Jakoba? Fa malemy ange izy e!”+
5 Dia hoy aho: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, mba aoka re izay e!+ Mbola ho tafavoaka velona* ve i Jakoba? Fa malemy ange izy e!”+