Jona 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nifampiresaka ireo tantsambo hoe: “Andao hanao antsapaka,+ amin’izay fantatsika hoe iza no mahatonga an’izao loza izao.” Nanao antsapaka àry izy ireo, ka i Jona no tratra.+ Jona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:7 ia 111; w09 1/1 27 Jona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:7 Tahafo, p. 111 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2009, p. 27
7 Dia nifampiresaka ireo tantsambo hoe: “Andao hanao antsapaka,+ amin’izay fantatsika hoe iza no mahatonga an’izao loza izao.” Nanao antsapaka àry izy ireo, ka i Jona no tratra.+