Habakoka 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanaintaina be ny tendrombohitra rehefa nahita anao.+ Avy be ny orana ka nisy riaka be. Nitabataba be ny rano lalina,+ Sady nanandratra ny tanany. Habakoka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:10 w00 1/2 21-22 Habakoka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:10 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2000, p. 21-22
10 Nanaintaina be ny tendrombohitra rehefa nahita anao.+ Avy be ny orana ka nisy riaka be. Nitabataba be ny rano lalina,+ Sady nanandratra ny tanany.