Habakoka 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nivoaka ianao mba hamonjy ny vahoakanao, dia ny voahosotrao. Dia nataonao torotoro ilay lehiben’ny* tranon’ny ratsy fanahy. Narodana hatrany amin’ny fototra ka hatrany amin’ny tafo* ilay izy. (Sela) Habakoka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:13 w07 15/11 10; w00 1/2 22; w89 15/8 25 Habakoka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:13 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2007, p. 101/2/2000, p. 2215/8/1989, p. 25
13 Nivoaka ianao mba hamonjy ny vahoakanao, dia ny voahosotrao. Dia nataonao torotoro ilay lehiben’ny* tranon’ny ratsy fanahy. Narodana hatrany amin’ny fototra ka hatrany amin’ny tafo* ilay izy. (Sela)