Habakoka 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nandre aho dia nangovitra,*Sady nipararetra ny molotro. Nihalò ny taolako,+Ary nangozohozo ny tongotro. Tony anefa aho miandry ny andro fahoriana,+Satria hamely an’ilay vahoaka manafika antsika izany. Habakoka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:16 w18.11 17; w00 1/2 23-24 Habakoka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:16 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),11/2018, p. 17 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2000, p. 23-24
16 Nandre aho dia nangovitra,*Sady nipararetra ny molotro. Nihalò ny taolako,+Ary nangozohozo ny tongotro. Tony anefa aho miandry ny andro fahoriana,+Satria hamely an’ilay vahoaka manafika antsika izany.