Hagay 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no hafatra nasain’i Jehovah nolazain’i Hagay, irak’i Jehovah, tamin’ny vahoaka: “‘Hanampy anareo aho’,+ hoy i Jehovah.”
13 Izao no hafatra nasain’i Jehovah nolazain’i Hagay, irak’i Jehovah, tamin’ny vahoaka: “‘Hanampy anareo aho’,+ hoy i Jehovah.”