13 Milaza koa ianareo hoe: ‘Mandreraka izy izany!’ Dia mianjonanjona ianareo sady manao tsinontsinona an’ilay fanatitra”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Biby nangalarina sy kilemaina ary marary no entinareo. Izany ve no mba omenareo ahy? Dia handray an’izany ve aho?”,+ hoy i Jehovah.