Marka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary faly izy ireo rehefa naheno an’izany, ka nampanantena fa hanome vola* azy.+ Nanomboka nitady fotoana hamadihana an’i Jesosy àry i Jodasy. Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:11 jy 266-267; gt toko 112; w90 1/9 9 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:11 Jesosy no Lalana, p. 266-267 Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1990, p. 9
11 Ary faly izy ireo rehefa naheno an’izany, ka nampanantena fa hanome vola* azy.+ Nanomboka nitady fotoana hamadihana an’i Jesosy àry i Jodasy.