Marka 14:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko marina aminao fa anio alina ihany, raha mbola tsy maneno indroa akory ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:30 w91 1/11 23 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:30 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/1991, p. 23
30 Dia hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko marina aminao fa anio alina ihany, raha mbola tsy maneno indroa akory ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+