Marka 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nivoaka tao amin’ilay fasana izy ireo ka nandositra, sady nangovitra no nihetsi-po be. Ary tsy niteny na inona na inona tamin’olona izy ireo, fa natahotra.*+ Marka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 16:8 w14 1/9 15 16:17 g 3/10 23; rs 173-174, 345 16:18 g 3/10 23; rs 173-174, 345 Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:8 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/2014, p. 15
8 Dia nivoaka tao amin’ilay fasana izy ireo ka nandositra, sady nangovitra no nihetsi-po be. Ary tsy niteny na inona na inona tamin’olona izy ireo, fa natahotra.*+