-
Lioka 4:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Koa nitsangana teo akaikin’ilay ramatoa izy, ary noteneniny mafy ilay fanaviana dia afaka. Tonga dia niarina ilay ramatoa ary nikarakara sakafo ho an’ireo.
-