Lioka 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Taoriana kelin’izay, dia namoaka demonia nahatonga ny lehilahy iray ho moana+ izy. Rehefa nivoaka ilay demonia dia lasa afaka niteny ilay lehilahy moana, ka gaga ny vahoaka.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:14 gt toko 75 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:14 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/1988, p. 8
14 Taoriana kelin’izay, dia namoaka demonia nahatonga ny lehilahy iray ho moana+ izy. Rehefa nivoaka ilay demonia dia lasa afaka niteny ilay lehilahy moana, ka gaga ny vahoaka.+