Lioka 19:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa maninona no tsy napetrakao tany amin’ny banky ny volako?* Amin’izay rehefa tonga aho dia ho nandray an’ilay izy miaraka amin’ny zanabola.’ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:23 jy 232-233; gt toko 100; w90 1/1 9 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:23 Fandalinana, Jesosy no Lalana, p. 232-233 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1990, p. 9
23 Koa maninona no tsy napetrakao tany amin’ny banky ny volako?* Amin’izay rehefa tonga aho dia ho nandray an’ilay izy miaraka amin’ny zanabola.’