Jaona 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izao no antony anamelohana ny olona: Tonga teo amin’izao tontolo izao ny mazava,+ saingy naleon’ny olona ny haizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny ataony. Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:19 jy 44; w93 1/4 13-15; w91 1/11 8-13; gt toko 17 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:19 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 44-45 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/1993, p. 13-151/11/1991, p. 8-13
19 Izao no antony anamelohana ny olona: Tonga teo amin’izao tontolo izao ny mazava,+ saingy naleon’ny olona ny haizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny ataony.
3:19 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 44-45 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/1993, p. 13-151/11/1991, p. 8-13