31 Andro Fiomanana+ tamin’izay, ka nangataka tamin’i Pilato ny Jiosy mba hasaina hotapahina ny ranjon’ireo natao teo amin’ny hazo fijaliana,+ dia hesorina ny faty. Amin’izay tsy hisy ho tavela eo amin’ny hazo fijaliana ireo faty ireo amin’ny andro sabata—fa Sabata lehibe io.+—