Asan’ny Apostoly 2:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Aoka àry ho fantatry ny taranak’Israely rehetra mazava tsara fa nataon’Andriamanitra ho Tompo+ sy Kristy iny Jesosy novonoinareo teo amin’ny tsato-kazo iny.”+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:36 bt 25-26 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:36 Torio, p. 25-26 Fandalinana, Boky 2,
36 Aoka àry ho fantatry ny taranak’Israely rehetra mazava tsara fa nataon’Andriamanitra ho Tompo+ sy Kristy iny Jesosy novonoinareo teo amin’ny tsato-kazo iny.”+