Asan’ny Apostoly 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’izany andro izany, rehefa nihabetsaka ny mpianatra, dia nanjary nimenomenona tamin’ny Jiosy miteny hebreo ny Jiosy miteny grika, satria tsy mba nisy nikarakara ny mpitondratena teo aminy rehefa nozaraina ny sakafo isan’andro.+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:1 bt 41; w06 15/7 16 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:1 Torio, p. 41 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2006, p. 16
6 Tamin’izany andro izany, rehefa nihabetsaka ny mpianatra, dia nanjary nimenomenona tamin’ny Jiosy miteny hebreo ny Jiosy miteny grika, satria tsy mba nisy nikarakara ny mpitondratena teo aminy rehefa nozaraina ny sakafo isan’andro.+