Asan’ny Apostoly 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nentiny tany amin’ny apostoly izy ireo. Ary rehefa avy nivavaka ny apostoly, dia nametra-tanana tamin’izy ireo.+ Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:6 Fandalinana, Boky 2,
6 Dia nentiny tany amin’ny apostoly izy ireo. Ary rehefa avy nivavaka ny apostoly, dia nametra-tanana tamin’izy ireo.+