Asan’ny Apostoly 7:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 ‘Ny lanitra no seza fiandrianako,+ ary ny tany no fitoeran-tongotro.+ Koa trano hoatran’ny ahoana no hataonareo ho ahy?, hoy i Jehovah.* Ary toerana hoatran’ny ahoana no azoko ialana sasatra? Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:49 bt 49 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:49 Torio, p. 49
49 ‘Ny lanitra no seza fiandrianako,+ ary ny tany no fitoeran-tongotro.+ Koa trano hoatran’ny ahoana no hataonareo ho ahy?, hoy i Jehovah.* Ary toerana hoatran’ny ahoana no azoko ialana sasatra?