Asan’ny Apostoly 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 I Saoly kosa nandravarava ny fiangonana. Nasesiny ny tranon’ireo mpino ka nidirany an-keriny, dia notaritaritiny hivoaka izy ireo na lahy na vavy, ary nataony am-ponja.+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:3 bt 52; w13 15/1 23; w08 15/5 22-23; w98 1/11 5 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:3 Torio, p. 52 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2013, p. 22-2315/5/2008, p. 22-231/11/1998, p. 5
3 I Saoly kosa nandravarava ny fiangonana. Nasesiny ny tranon’ireo mpino ka nidirany an-keriny, dia notaritaritiny hivoaka izy ireo na lahy na vavy, ary nataony am-ponja.+