Asan’ny Apostoly 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nisy mpianatra atao hoe Ananiasy+ tao Damaskosy. Ary hoy ny Tompo taminy tao amin’ny fahitana: “Ananiasy!” Dia hoy izy: “Intỳ aho, Tompo ô!”
10 Nisy mpianatra atao hoe Ananiasy+ tao Damaskosy. Ary hoy ny Tompo taminy tao amin’ny fahitana: “Ananiasy!” Dia hoy izy: “Intỳ aho, Tompo ô!”