Asan’ny Apostoly 10:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia hoy i Kornelio: “Efatra andro lasa izay, tamin’ny ora hoatr’izao indrindra, tamin’ny ora fahasivy,* dia nivavaka tato an-tranoko aho. Ary nisy lehilahy nanao akanjo namirapiratra nijoro teo anoloako,
30 Dia hoy i Kornelio: “Efatra andro lasa izay, tamin’ny ora hoatr’izao indrindra, tamin’ny ora fahasivy,* dia nivavaka tato an-tranoko aho. Ary nisy lehilahy nanao akanjo namirapiratra nijoro teo anoloako,