Asan’ny Apostoly 10:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nandefa hafatra tany amin’ny zanak’Israely izy, mba hotorina amin’izy ireo ilay vaovao tsara hoe afaka mihavana amin’Andriamanitra+ amin’ny alalan’i Jesosy Kristy izy ireo. Izy ilay Tompon’ny olon-drehetra.+
36 Nandefa hafatra tany amin’ny zanak’Israely izy, mba hotorina amin’izy ireo ilay vaovao tsara hoe afaka mihavana amin’Andriamanitra+ amin’ny alalan’i Jesosy Kristy izy ireo. Izy ilay Tompon’ny olon-drehetra.+