Asan’ny Apostoly 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Tao an-tanànan’i Jopa aho tamin’izay. Nivavaka aho ary avy eo nahita fahitana. Nahita zavatra hoatran’ny lamba rongony lehibe nidina avy any an-danitra aho. Nampidinina tamin’ny zorony efatra ilay izy, ka tonga teo amiko.+
5 “Tao an-tanànan’i Jopa aho tamin’izay. Nivavaka aho ary avy eo nahita fahitana. Nahita zavatra hoatran’ny lamba rongony lehibe nidina avy any an-danitra aho. Nampidinina tamin’ny zorony efatra ilay izy, ka tonga teo amiko.+