Asan’ny Apostoly 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tamin’izay indrindra no nisy telo lahy tonga teo amin’ilay trano nipetrahanay. Avy any Kaisaria izy ireo no nirahina ho any amiko.+
11 Tamin’izay indrindra no nisy telo lahy tonga teo amin’ilay trano nipetrahanay. Avy any Kaisaria izy ireo no nirahina ho any amiko.+