26 Rehefa hitany i Saoly, dia nentiny tany Antiokia. Koa niara-nivory tamin’ny fiangonana tany izy roa lahy ary nampianatra olona maro be, nandritra ny herintaona katroka. Tany Antiokia no niantsoana voalohany ny mpianatra hoe Kristianina,+ noho ny fitarihan’Andriamanitra.