-
Asan’ny Apostoly 12:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia nivoaka nanaraka an’ilay anjely i Petera. Tsy fantany anefa hoe tena nisy ny zavatra nataon’ilay anjely, fa noheveriny hoe nahita fahitana izy.
-