Asan’ny Apostoly 12:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Teo no ho eo ihany, dia namely an’i Heroda ny anjelin’i Jehovah,* satria tsy nanome voninahitra an’Andriamanitra izy. Dia lanin’ny kankana izy, ka maty. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:23 bt 82; g 4/11 12; w90 15/7 20 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:23 Torio, p. 82 Mifohaza!,4/2011, p. 12 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/1990, p. 20
23 Teo no ho eo ihany, dia namely an’i Heroda ny anjelin’i Jehovah,* satria tsy nanome voninahitra an’Andriamanitra izy. Dia lanin’ny kankana izy, ka maty.